Clinton Sparks - Tonton Bigga (remix) lyrics

Published

0 76 0

Clinton Sparks - Tonton Bigga (remix) lyrics

Yeah Kolotsaina Mainty, yeah Inona ny vaovao Tonton Bigga Artista fa tsy Sareraka, tsisy afa tsy izaho irery no hianteherako Yeah, zay tsy mila misolelaka , raha tsy mijoro koa tsy lehilahy Kobonay ny aleha, tsy hanaiky ho resy otran'ny Ali N'iza n'iza hidresy, ny aty ny style tsy miova Tsy miala madness, ra misy fotoana mandalova tsy niova ny adresse Yes, aza manahy ny fitiavako HipHop endless Ny fahavalo mampijabaka, tsy quoi fa Jah Bless Ny olona jiaby mihetsika, ny Jack Da gohanay seka Atsoy aho hoe Tonton Bigga, izaho tsy Gourou-ana Sekta Taloha ny "Cavs" trace-na sipa kevoka, zao lasa feno Ta** tsy afaka Midofaka rehefa tsemboka, zay generation manitra Axe Rehefa manao mianatra X, sixa ho an'ny my men ao amin'ny Fianakaviana isoka, tsy ho an'izay votany fa ny tena MC Tsy ho votanisa fa otrany lava be ilay liste Ambanimbany, maninona ra mba mitady kandra na bizna Fa otrany diso mitongizina ihany leis. eka eka Be ny MC nandra te hi-clash an-dra Bigga Fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany , Ambonimbony X 02 Refrain: Vaovao an'ialahy, mi-Rap hono elah? Oz ny olona hoe kely sisa dia hitapy hono toi Vaovao an'ialahy, mi-racaille hono elah? Maka tsy miera fainga-tanana, tsisy fangatahana Maninona ra mba mitady kandra na bizna Fa otrany diso mitongizina ihany leis, eka eka Be ny MC nandra te hi-clash an-dra Bigga Fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany, eka eka Miaiky ah zay, eoa eoa Miaiky ah zay, eka eka Miaiky ah zay, eoa eoa Miaiky ah zay Vaovao an'ny tanana, tazy hono tsy tamana any Paname Zatra nihanta tamin'i mama, sady any tsisy mpanampy Papi zany ny Rap , ahodino ampitapitao Ny mpialona sy ny zaza maditra, aleo hipitrapitra eo Oz X-tah hoe eny ampoto-tsofinareo, yeah yeah Tsofinay rano, mazaho mitady Vo izaho no mihe mahia, ny rap vita matavy Ny MC lasa Melanie, tsy hay intsony hoe lahy sa vavy, yeah Peace ho an'izay nody mandry, mampamangy Fa na dia malahelo mafy, tsy afaka mody ny mpamanga Mamono eritreritra amin'ny toaka sy Rap Efa ela be no alcoolique, fiainan'alika Lety style bandy hanambady Kox, ny adala ato amiko otran'i Lalie Tsy afaka desintox, yeah Zaza Rap-Taiza sy toast, yeah Tohizo ny bosy ralahy ra toa havanana, ndry ra vo tonga volana Aza tonga any amiko, yeah tsika samy voky lainga Fa samy matahotra ho vo-flingue, tsy maka tahaka ny firenen'i Johnny Clegg, yeah tahio so misy mifofo ny aiko, an Be ny bajo no hikonetaka Ambanimbany, maninona ra mba mitady kandra na bizna Fa otrany diso mitongizina ihany leis. eka eka Be ny MC nandra te hi-clash an-dra Bigga Fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany , Ambonimbony X 02 Refrain: Vaovao an'ialahy, mi-Rap hono elah? Oz ny olona hoe kely sisa dia hitapy hono toi Vaovao an'ialahy, mi-racaille hono elah? Maka tsy miera fainga-tanana, tsisy fangatahana Maninona ra mba mitady kandra na bizna Fa otrany diso mitongizina ihany leis, eka eka Be ny MC nandra te hi-clash an-dra Bigga Fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany, eka eka Miaiky ah zay, eoa eoa Miaiky ah zay, eka eka Miaiky ah zay, eoa eoa Miaiky ah zay